Genesisy 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa homeko anao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra, ireo tany rehetra tazanao ireo.+ Genesisy 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary homeko anao sy ny taranakao handimby anao ny tany hivahinianao,+ eny, ny tany Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia ho Andriamaniny aho.”+ Genesisy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia homba anao foana aho ka hitahy anao, satria ianao sy ny taranakao no homeko izao tany rehetra izao.+ Ary hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao+ hoe: Deoteronomia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ataoko eo anoloanareo ilay tany, ka midira ao ary alaivo ho fanananareo io tany io, izay nianianan’i Jehovah tamin’ny razanareo. Efa nianiana tamin’i Abrahama sy Isaka+ ary Jakoba+ mantsy izy fa hanome io tany io azy ireo sy ny taranany.’+
15 Fa homeko anao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra, ireo tany rehetra tazanao ireo.+
8 Ary homeko anao sy ny taranakao handimby anao ny tany hivahinianao,+ eny, ny tany Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia ho Andriamaniny aho.”+
3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia homba anao foana aho ka hitahy anao, satria ianao sy ny taranakao no homeko izao tany rehetra izao.+ Ary hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao+ hoe:
8 Ataoko eo anoloanareo ilay tany, ka midira ao ary alaivo ho fanananareo io tany io, izay nianianan’i Jehovah tamin’ny razanareo. Efa nianiana tamin’i Abrahama sy Isaka+ ary Jakoba+ mantsy izy fa hanome io tany io azy ireo sy ny taranany.’+