Salamo 96:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+ Salamo 104:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Naoriny ny tany, ary nataony mafy orina ny fototra iorenany,+Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay doria.+ Salamo 119:90 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 90 Maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihanao.+Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.+ Mpitoriteny 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lasa ny taranaka iray,+ ary mandimby ny taranaka iray,+ fa ny tany kosa maharitra mandrakizay.+
10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+
5 Naoriny ny tany, ary nataony mafy orina ny fototra iorenany,+Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay doria.+
90 Maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby ny tsy fivadihanao.+Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.+