Nehemia 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha vao ren’ny fahavalonay+ rehetra izany, ary hitan’ny firenena rehetra nanodidina anay koa, dia nahatsiaro tena ho afa-baraka izy ireo. Koa fantany fa noho ny Andriamanitray+ no nahavitana an’ilay asa.
16 Raha vao ren’ny fahavalonay+ rehetra izany, ary hitan’ny firenena rehetra nanodidina anay koa, dia nahatsiaro tena ho afa-baraka izy ireo. Koa fantany fa noho ny Andriamanitray+ no nahavitana an’ilay asa.