Jeremia 39:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nandefa iraka haka an’i Jeremia tany amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ izy ireo. Dia natolony an’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana,+ izy mba hoentiny any an-tranony. Koa nonina teo amin’ny vahoaka i Jeremia.
14 Nandefa iraka haka an’i Jeremia tany amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ izy ireo. Dia natolony an’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana,+ izy mba hoentiny any an-tranony. Koa nonina teo amin’ny vahoaka i Jeremia.