Isaia 47:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+ Jeremia 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Lazao amin’izy ireo izao teny izao: ‘Aoka handrotsaka ranomaso andro aman’alina ny masoko ka tsy hijanona mihitsy,+ fa voa mafy ny oloko zanakavavy virjiny,+ ary tena maratra be noho ny kapoka nahazo azy.+
47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+
17 “Lazao amin’izy ireo izao teny izao: ‘Aoka handrotsaka ranomaso andro aman’alina ny masoko ka tsy hijanona mihitsy,+ fa voa mafy ny oloko zanakavavy virjiny,+ ary tena maratra be noho ny kapoka nahazo azy.+