Jeremia 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Tsy misy fanafany ny fahavoazanao.+ Tsy mety sitrana ny ratra tamin’ny kapoka nahazo anao.+ Ezekiela 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Ry zanak’olona, hotapahiko ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Ary tsy hofehezina izany na hasiana fehy lamba mba tsy ho sitrana.+ Amin’izay dia tsy hihamatanjaka ilay sandriny, ka tsy hahatana sabatra.”
12 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Tsy misy fanafany ny fahavoazanao.+ Tsy mety sitrana ny ratra tamin’ny kapoka nahazo anao.+
21 “Ry zanak’olona, hotapahiko ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Ary tsy hofehezina izany na hasiana fehy lamba mba tsy ho sitrana.+ Amin’izay dia tsy hihamatanjaka ilay sandriny, ka tsy hahatana sabatra.”