Isaia 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+ Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy!+ Fa voaroba ilay seranana ka tsy misy intsony, sady tsy azo idirana intsony.+ Efa tany Kitima+ izy ireo no nilazana izany. Jeremia 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 sy ny mpanjaka rehetran’i Tyro+ sy ny mpanjaka rehetran’i Sidona+ ary ireo mpanjakan’ilay nosy eny ampitan’ny ranomasina; Ezekiela 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, noho ny nilazan’i Tyro+ momba an’i Jerosalema+ hoe: ‘Tsara ho azy izay! Rava izy!+ Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako amin’izay izao ka hanam-be aho, satria efa rava izy’,+ Joela 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Misy zavatra iombonanareo amiko angaha moa, ry Tyro sy Sidona+ ary ianareo rehetra faritr’i Filistia?+ Izao ve no mba valisoa omenareo ahy? Koa raha izao no ataonareo amiko, dia hatsingeriko haingana dia haingana ho eo an-dohanareo izany.+ Amosa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+
23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+ Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy!+ Fa voaroba ilay seranana ka tsy misy intsony, sady tsy azo idirana intsony.+ Efa tany Kitima+ izy ireo no nilazana izany.
22 sy ny mpanjaka rehetran’i Tyro+ sy ny mpanjaka rehetran’i Sidona+ ary ireo mpanjakan’ilay nosy eny ampitan’ny ranomasina;
2 “Ry zanak’olona, noho ny nilazan’i Tyro+ momba an’i Jerosalema+ hoe: ‘Tsara ho azy izay! Rava izy!+ Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako amin’izay izao ka hanam-be aho, satria efa rava izy’,+
4 “Misy zavatra iombonanareo amiko angaha moa, ry Tyro sy Sidona+ ary ianareo rehetra faritr’i Filistia?+ Izao ve no mba valisoa omenareo ahy? Koa raha izao no ataonareo amiko, dia hatsingeriko haingana dia haingana ho eo an-dohanareo izany.+
9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+