Josoa 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 sy Kiriataima+ sy Sibma+ sy Zareta-sahara eo amin’ny tendrombohitra izay eo amin’ny lemaka iva, Ezekiela 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 dia havelako hisokatra ireo tanàna eny an-tehezan-tendrombohitr’i Moaba, eny, ireo tanàna eny an-tsisin-taniny, izay samy ravak’ilay tany. Anisan’izany i Beti-jesimota+ sy Bala-meona,+ hatrany Kiriataima.+
9 dia havelako hisokatra ireo tanàna eny an-tehezan-tendrombohitr’i Moaba, eny, ireo tanàna eny an-tsisin-taniny, izay samy ravak’ilay tany. Anisan’izany i Beti-jesimota+ sy Bala-meona,+ hatrany Kiriataima.+