Nomery 32:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary ny taranak’i Gada dia nanorina an’i Dibona+ sy Atarota+ sy Aroera,+ Jeremia 48:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Midìna avy eny amin’ny toeram-boninahitrao ary mipetraha na dia mangetaheta aza ianao, ry Dibona+ zanakavavy,+ eny, ianao izay monina eto. Fa tonga hamely anao ilay nandroba an’i Moaba, ka horavany ireo toerana voaro mafy ao aminao.+
18 “Midìna avy eny amin’ny toeram-boninahitrao ary mipetraha na dia mangetaheta aza ianao, ry Dibona+ zanakavavy,+ eny, ianao izay monina eto. Fa tonga hamely anao ilay nandroba an’i Moaba, ka horavany ireo toerana voaro mafy ao aminao.+