Joba 40:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eny, jereo izay manambony tena ka ampietreo,+Ary hitsakitsaho eo amin’izay misy azy ny ratsy fanahy. Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Isaia 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hikapoka azy ny tanany, toy ny ataon’ny mpilomano mikapoka ny rano amin’ny tanany rehefa milomano. Ny tanany mailamailaka no hampietreny ny fireharehan’i+ Moaba. Jakoba 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa asehon’Andriamanitra.+ Koa hoy ny Soratra Masina: “Andriamanitra manohitra ny olona manambony tena,+ fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.”+
12 Eny, jereo izay manambony tena ka ampietreo,+Ary hitsakitsaho eo amin’izay misy azy ny ratsy fanahy.
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
11 Ary hikapoka azy ny tanany, toy ny ataon’ny mpilomano mikapoka ny rano amin’ny tanany rehefa milomano. Ny tanany mailamailaka no hampietreny ny fireharehan’i+ Moaba.
6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa asehon’Andriamanitra.+ Koa hoy ny Soratra Masina: “Andriamanitra manohitra ny olona manambony tena,+ fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.”+