Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+ Salamo 89:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+ Salamo 113:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Iza no tahaka an’i Jehovah Andriamanitsika,+Izay monina any amin’ny avo?+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+
6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+