Isaia 44:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho menatra avokoa ny mpiara-miasa aminy.+ Olombelona ihany mantsy ireo mpanao asa tanana. Ho tafangona izy rehetra+ ary tsy hahahetsika. Ho raiki-tahotra izy ireo sady ho menatra avokoa.+
11 Ho menatra avokoa ny mpiara-miasa aminy.+ Olombelona ihany mantsy ireo mpanao asa tanana. Ho tafangona izy rehetra+ ary tsy hahahetsika. Ho raiki-tahotra izy ireo sady ho menatra avokoa.+