6 Manangàna tsato-kazo famantarana tandrifin’i Ziona. Mitadiava fialofana. Aza mijanona eo fotsiny.” Fa hahatonga loza avy any avaratra aho,+ dia fandravana be.
22 Henoy! Efa tonga ny filazana! Ary efa migodongodona mafy avy any amin’ilay tany any avaratra+ ny fahavalo, mba hahatonga an’ireo tanànan’i Joda ho aolo sy lasa fonenan’ny alikadia.+