13 Dia ho toy izany no hitranga ao amin’ilay tany, eo amin’ireo firenena, izany hoe ho toy ny rehefa manintsana voan’oliva,+ sy ho toy ny rehefa mioty izay voaloboka sisa aorian’ny fotoam-piotazana.+
9 Raha mpioty voaloboka no tonga ao aminao, tsy hamela sisa hotsimponina ve izy? Raha mpangalatra no tonga alina ao aminao, tsy izay tiany ihany ve no hoentiny?+