Isaia 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny fanamelohana an’i Doma: Misy miantso ahy avy any Seira,+ hoe: “Ry mpitily ô! Aiza ho aiza amin’ny alina isika izao? Ry mpitily ô! Aiza ho aiza amin’ny alina isika izao?”+ Jeremia 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Nifoha maraina izy ka naniraka an’ireny, nefa tsy nihaino ianareo+ na nanongilan-tsofina.+ Ezekiela 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ry zanak’olona, ataoko mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao.+ Koa henoy ny teny aloaky ny vavako, ary lazao amin’izy ireo ny fampitandremana omeko.+ Habakoka 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitsangana foana eo amin’ny toeram-piambenako aho,+ ary hijoro hatrany eo ambony manda. Hiambina foana aho+ mba ho hitako izay holazainy amiko+ sy izay havaliko rehefa hananatra ahy izy.+
11 Ny fanamelohana an’i Doma: Misy miantso ahy avy any Seira,+ hoe: “Ry mpitily ô! Aiza ho aiza amin’ny alina isika izao? Ry mpitily ô! Aiza ho aiza amin’ny alina isika izao?”+
4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Nifoha maraina izy ka naniraka an’ireny, nefa tsy nihaino ianareo+ na nanongilan-tsofina.+
17 “Ry zanak’olona, ataoko mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao.+ Koa henoy ny teny aloaky ny vavako, ary lazao amin’izy ireo ny fampitandremana omeko.+
2 Hitsangana foana eo amin’ny toeram-piambenako aho,+ ary hijoro hatrany eo ambony manda. Hiambina foana aho+ mba ho hitako izay holazainy amiko+ sy izay havaliko rehefa hananatra ahy izy.+