Ohabolana 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa hihinana ny vokatry ny nataony izy,+ ary ho vokin’ny tetika nataony.+ Isaia 59:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mihazakazaka ho amin’ny ratsy ny tongony,+ ary dodona handatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny izy ireo.+ Ny hanao ratsy no ao an-tsainy,+ ary fandrobana sy fandravana no eny amin’ny lalambeny.+
7 Mihazakazaka ho amin’ny ratsy ny tongony,+ ary dodona handatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny izy ireo.+ Ny hanao ratsy no ao an-tsainy,+ ary fandrobana sy fandravana no eny amin’ny lalambeny.+