Ezekiela 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara ve ianao?+ Tsy tokony hitsara an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao? Ary tsy tokony hampahafantarinao azy tokoa ve ny zava-maharikoriko rehetra nataony?+ Malakia 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Iza anefa no hahatanty ny andro iaviany,+ ary iza no hahajoro rehefa miseho izy?+ Fa ho toy ny afon’ny mpandrendrika metaly+ izy sady ho toy ny savonin’ny+ mpanasa lamba.+
2 “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara ve ianao?+ Tsy tokony hitsara an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao? Ary tsy tokony hampahafantarinao azy tokoa ve ny zava-maharikoriko rehetra nataony?+
2 “Iza anefa no hahatanty ny andro iaviany,+ ary iza no hahajoro rehefa miseho izy?+ Fa ho toy ny afon’ny mpandrendrika metaly+ izy sady ho toy ny savonin’ny+ mpanasa lamba.+