18 Inona no soa entin’ny sary sokitra+ nefa ilay namorona azy ihany no nanao sokitra azy? Ary inona no soa entin’ny sarivongana metaly sy ny mpampianatra lainga+ nefa ilay namorona azy ihany no natoky azy,+ ka nanao andriamanitra tsy misy dikany sady moana?+