30 Ary niakatra nanaraka an’ilay fiakarana atao hoe Oliva+ i Davida, sady nitomany teny am-piakarana. Ary nisaron-doha+ izy sady nandeha tsy nanao kapa. Nisaron-doha koa ny olona rehetra niaraka taminy. Dia niakatra izy ireo sady nitomany teny am-piakarana.+