3 ka lazao hoe: ‘Ry tendrombohitr’i Israely ô, henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:+ Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’ireo tendrombohitra sy havoana+ sy renirano ary lohasaha: “Ho avy aho ka hamely anareo amin’ny sabatra, ary horavako tokoa ny toerana avo eo aminareo.+