27 Ary hoy i Jehovah: “Hesoriko tsy ho eo imasoko+ koa ny Joda,+ toy ny nanesorako ny Israely.+ Ary holaviko ity tanànan’i Jerosalema nofidiko ity, sy ilay trano izay nolazaiko hoe: ‘Hitoetra ao ny anarako.’”+
11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+