Jeremia 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Nahoana isika no mipetra-potsiny eto? Andao hifamory ka hiditra ao amin’ireo tanàna misy manda+ ary ho faty ao. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika izay hahafaty antsika.+ Ary nomen’i Jehovah rano misy poizina isika hosotrointsika,+ satria nanota taminy. Jeremia 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hampihinaniko zavamaniry mangidy ity vahoaka ity,+ ary hampisotroiko rano misy poizina.+ Jeremia 23:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika mba hanamelohana an’ireo mpaminany: “Hampihinaniko zavamaniry mangidy izy ireo, ary hampisotroiko rano misy poizina.+ Fa niely eran’ilay tany ny fivadiham-pinoan’ireo+ mpaminanin’i Jerosalema.” Fitomaniana 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsarovy fa ory sy tsy manam-ponenana aho,+ ary mihinana zavamaniry mangidy sy zavamaniry misy poizina.+
14 “Nahoana isika no mipetra-potsiny eto? Andao hifamory ka hiditra ao amin’ireo tanàna misy manda+ ary ho faty ao. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika izay hahafaty antsika.+ Ary nomen’i Jehovah rano misy poizina isika hosotrointsika,+ satria nanota taminy.
15 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hampihinaniko zavamaniry mangidy ity vahoaka ity,+ ary hampisotroiko rano misy poizina.+
15 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika mba hanamelohana an’ireo mpaminany: “Hampihinaniko zavamaniry mangidy izy ireo, ary hampisotroiko rano misy poizina.+ Fa niely eran’ilay tany ny fivadiham-pinoan’ireo+ mpaminanin’i Jerosalema.”
19 Tsarovy fa ory sy tsy manam-ponenana aho,+ ary mihinana zavamaniry mangidy sy zavamaniry misy poizina.+