23 Ary rehefa nasain’i Jehovah niala tao Kadesi-barnea+ ianareo ka nataony hoe: ‘Miakara ka alaivo ho fanananareo ilay tany izay homeko anareo!’, dia nikomy tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo,+ ary tsy nino+ azy na nihaino ny feony.+