Ezekiela 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny sakafo izay nomeko anao, izany hoe ny lafarinina tsara toto sy ny menaka ary ny tantely nampihinaniko anao,+ dia nataonao teo anatrehan’ireny mba ho hanitra mampitony,+ ary mbola izany foana no ataonao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
19 Ny sakafo izay nomeko anao, izany hoe ny lafarinina tsara toto sy ny menaka ary ny tantely nampihinaniko anao,+ dia nataonao teo anatrehan’ireny mba ho hanitra mampitony,+ ary mbola izany foana no ataonao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”