Jeremia 50:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Miakara hanafika an’i Merataima+ sy ny mponin’i Pekoda.+ Fandripahana sy fandringanana no aoka hanaraka akaiky azy ireo”, hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra nandidiako anao.+
21 “Miakara hanafika an’i Merataima+ sy ny mponin’i Pekoda.+ Fandripahana sy fandringanana no aoka hanaraka akaiky azy ireo”, hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra nandidiako anao.+