-
Ezekiela 28:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tao Edena, zaridainan’Andriamanitra, ianao.+ Rakotra vatosoa isan-karazany ianao, dia robia sy topaza ary jaspa, krizolita sy oniksa+ ary jady, safira sy torkoazy+ ary emeraoda. Tao anaty tranotranony volamena daholo ny vatosoa teny aminao. Efa natao vonona teo ireny, tamin’ny andro namoronana anao.
-