Mpitsara 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary notafihin’i Jefta izy ireo, hatrany Aroera ka hatrany Minita,+ izany hoe tanàna roapolo, ary hatrany Abela-keramima, hany ka tena be dia be no maty. Dia resy teo anoloan’ny zanak’Israely ny taranak’i Amona.
33 Ary notafihin’i Jefta izy ireo, hatrany Aroera ka hatrany Minita,+ izany hoe tanàna roapolo, ary hatrany Abela-keramima, hany ka tena be dia be no maty. Dia resy teo anoloan’ny zanak’Israely ny taranak’i Amona.