Apokalypsy 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hijoro lavidavitra izy ireo satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, sady hilaza hoe:+ ‘Indrisy! Indrisy, ry tanàna lehibe,+ ry Babylona tanàna mafy! Fa tao anatin’ny adiny iray monja no nampiharana ny fanamelohana anao!’+
10 Ary hijoro lavidavitra izy ireo satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, sady hilaza hoe:+ ‘Indrisy! Indrisy, ry tanàna lehibe,+ ry Babylona tanàna mafy! Fa tao anatin’ny adiny iray monja no nampiharana ny fanamelohana anao!’+