17 Dia hanao hira fisaonana anao izy ireo,+ ka hanao hoe:
“‘“Indrisy, rava tokoa ianao, ry ilay tanàna noderaina sy nonenan’ny olona avy any amin’ireo ranomasina!+ Nahery ianao tany an-dranomasina,+ dia ianao sy ny mponina tao aminao izay nampihorohoro ny mponina rehetra amin’ny tany!