Ezekiela 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa homelohiko ianao sy ireo lakandranon’i Neily,+ ary hataoko ravarava sy maina tanteraka ary lao i Ejipta,+ hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ sy ny sisin-tanin’i Etiopia.
10 Koa homelohiko ianao sy ireo lakandranon’i Neily,+ ary hataoko ravarava sy maina tanteraka ary lao i Ejipta,+ hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ sy ny sisin-tanin’i Etiopia.