Jeremia 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana, ary niditra nankao amin’ireo tilikambo fonenantsika, mba handripaka ny ankizy eny an-dalambe sy ny tovolahy eny an-tany malalaka.’+ Ezekiela 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Hofatorako amin’ny tady ianao+ mba tsy hahafahanao hivadi-mandry, mandra-pamitanao ny andro anaovanao fahirano azy.
21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana, ary niditra nankao amin’ireo tilikambo fonenantsika, mba handripaka ny ankizy eny an-dalambe sy ny tovolahy eny an-tany malalaka.’+
8 “Hofatorako amin’ny tady ianao+ mba tsy hahafahanao hivadi-mandry, mandra-pamitanao ny andro anaovanao fahirano azy.