Jeremia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka hoforana ianareo mba hadio eo anatrehan’i Jehovah, eny, forao ny fonareo,+ ry olon’i Joda sy mponin’i Jerosalema, sao hirehitra toy ny afo ny fahatezerako ka hiredareda nefa tsy hisy hamono. Ratsy mantsy ny nataonareo.”+
4 Aoka hoforana ianareo mba hadio eo anatrehan’i Jehovah, eny, forao ny fonareo,+ ry olon’i Joda sy mponin’i Jerosalema, sao hirehitra toy ny afo ny fahatezerako ka hiredareda nefa tsy hisy hamono. Ratsy mantsy ny nataonareo.”+