Jeremia 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hiady aminareo aho+ ka haninjitra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, ary ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+ Ezekiela 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hanohitra azy ireo aho.+ Nivoaka avy tao anaty afo izy ireo, nefa ho levon’ny afo ihany.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah, rehefa hanohitra azy ireo aho.’”+
5 Hiady aminareo aho+ ka haninjitra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, ary ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+
7 Ary hanohitra azy ireo aho.+ Nivoaka avy tao anaty afo izy ireo, nefa ho levon’ny afo ihany.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah, rehefa hanohitra azy ireo aho.’”+