5 Koa hitako fa nisy manda ivelany nanodidina an’ilay trano. Nisy bararata fandrefesana nirefy enina hakiho teny an-tanan-dralehilahy, ka ny hakiho iray dia nirefy iray hakiho niampy sakan’ny felatanana. Norefesiny ny hatevin’ilay manda sy ny haavony, ka samy nirefy bararata iray.