Isaia 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy hitodika any amin’ireo alitara+ nataon’ny tanany+ izy. Ary tsy hobanjininy izay nataon’ny rantsantanany, na ny tsato-kazo masina izany na ny fandoroana emboka manitra.+
8 Tsy hitodika any amin’ireo alitara+ nataon’ny tanany+ izy. Ary tsy hobanjininy izay nataon’ny rantsantanany, na ny tsato-kazo masina izany na ny fandoroana emboka manitra.+