40 ho fahatsiarovana ho an’ny zanak’Israely, mba tsy hisy olon-kafa+ ankoatra ny taranak’i Arona handoro emboka manitra eo anatrehan’i Jehovah,+ ary mba tsy hisy olona ho lasa tahaka an’i Kora sy ny olony.+ Araka izay nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy no nataon’i Eleazara.