1 Tantara 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nisy mpiandry vavahady efa-dahy mahay, izay nitana andraikitra satria mendri-pitokisana. Levita izy ireo, ary niandraikitra ny efitra fisakafoana+ sy ny zava-tsarobidy+ tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra. Ezekiela 40:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nentiny teo amin’ny tokotany ivelany aho, ka ireo fa nisy efitra fisakafoana+ teo. Ary nisy faritra vita rarivato nanodidina an’ilay tokotany. Telopolo ny isan’ny efitra fisakafoana teo amin’io faritra io.+
26 Nisy mpiandry vavahady efa-dahy mahay, izay nitana andraikitra satria mendri-pitokisana. Levita izy ireo, ary niandraikitra ny efitra fisakafoana+ sy ny zava-tsarobidy+ tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.
17 Dia nentiny teo amin’ny tokotany ivelany aho, ka ireo fa nisy efitra fisakafoana+ teo. Ary nisy faritra vita rarivato nanodidina an’ilay tokotany. Telopolo ny isan’ny efitra fisakafoana teo amin’io faritra io.+