Jeremia 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tena namitaka tanteraka an’ity vahoaka ity+ sy Jerosalema ianao rehefa nilaza hoe: ‘Hiadana ianareo’,+ nefa mandrahona ny ainay* ny sabatra.” Ezekiela 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha vao avy naminany aho, dia maty i Pelatia zanak’i Benaia.+ Koa niankohoka aho ka nitalaho mafy+ hoe: “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô,+ dia haripakao ve ny sisa amin’ny Israely?”+
10 Ary hoy aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tena namitaka tanteraka an’ity vahoaka ity+ sy Jerosalema ianao rehefa nilaza hoe: ‘Hiadana ianareo’,+ nefa mandrahona ny ainay* ny sabatra.”
13 Raha vao avy naminany aho, dia maty i Pelatia zanak’i Benaia.+ Koa niankohoka aho ka nitalaho mafy+ hoe: “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô,+ dia haripakao ve ny sisa amin’ny Israely?”+