2 Mpanjaka 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nentin’ny mpanjakan’i Babylona natao sesitany tany Babylona avokoa ny lehilahy matanjaka mpiady rehetra, dia ny lehilahy mahery fo niisa fito arivo, sy lehilahy arivo mpanao asa tanana sy mpanorina manda fiarovana.+ Jeremia 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hatolotro eo an-tanan’ireo mifofo ny ainao ianao,+ sy eo an-tanan’ireo atahoranao sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona ary eo an-tanan’ny Kaldeanina.+
16 Ary nentin’ny mpanjakan’i Babylona natao sesitany tany Babylona avokoa ny lehilahy matanjaka mpiady rehetra, dia ny lehilahy mahery fo niisa fito arivo, sy lehilahy arivo mpanao asa tanana sy mpanorina manda fiarovana.+
25 Dia hatolotro eo an-tanan’ireo mifofo ny ainao ianao,+ sy eo an-tanan’ireo atahoranao sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona ary eo an-tanan’ny Kaldeanina.+