2 Mpanjaka 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy nihaino anefa izy ireo,+ fa notaomin’i Manase foana hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena+ naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely. Ezekiela 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nikomy tsy nanaraka ny didim-pitsarako izy, ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena.+ Ary nikomy tsy nitandrina ny lalàko, mihoatra noho ireo tany manodidina azy, izy. Fa nolaviny ny didim-pitsarako ary tsy notandremany ny lalàko.’+
9 Tsy nihaino anefa izy ireo,+ fa notaomin’i Manase foana hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena+ naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.
6 Nikomy tsy nanaraka ny didim-pitsarako izy, ka nanao ratsy mihoatra noho ireo firenena.+ Ary nikomy tsy nitandrina ny lalàko, mihoatra noho ireo tany manodidina azy, izy. Fa nolaviny ny didim-pitsarako ary tsy notandremany ny lalàko.’+