Ezekiela 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahenina, tamin’ny taona fahenina, raha nipetrapetraka tao an-tranoko aho ary nipetraka teo anoloako ny anti-panahin’i Joda,+ dia niasa tamiko ny tanan’i Jehovah Tompo Fara Tampony.+
8 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahenina, tamin’ny taona fahenina, raha nipetrapetraka tao an-tranoko aho ary nipetraka teo anoloako ny anti-panahin’i Joda,+ dia niasa tamiko ny tanan’i Jehovah Tompo Fara Tampony.+