Josoa 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Koa ankehitriny, matahora an’i Jehovah+ ka manompoa azy amin-kitsim-po sy amim-pahatsorana,*+ ary ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah. Ezekiela 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Kely sisa dia hampihatra ny fahatezerako aminao aho,+ ary hanampatra ny fahavinirako aminao,+ ka hitsara anao araka izay nataonao,+ ary hataoko mizaka ny vokatry ny zava-maharikoriko rehetra nataonao ianao.
14 “Koa ankehitriny, matahora an’i Jehovah+ ka manompoa azy amin-kitsim-po sy amim-pahatsorana,*+ ary ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah.
8 “‘Kely sisa dia hampihatra ny fahatezerako aminao aho,+ ary hanampatra ny fahavinirako aminao,+ ka hitsara anao araka izay nataonao,+ ary hataoko mizaka ny vokatry ny zava-maharikoriko rehetra nataonao ianao.