-
Deoteronomia 30:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Raha mihaino ny didin’i Jehovah Andriamanitrao izay andidiako anao anio ianao, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrao+ sy mandeha amin’ny lalany ary mitandrina ny didiny+ sy ny lalàny ary ny didim-pitsarany,+ dia ho velona+ ianao sady hihamaro, ary hitahy anao i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany halehanao sy halainao ho fanananao.+
-