Deoteronomia 32:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa tsy mitovy amin’ny Vatolampintsika ny vatolampin’ireny,+Ary na ny fahavalontsika aza niaiky an’izany+ koa. Daniela 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+ Daniela 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mamonjy sy manafaka+ izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra+ sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela tamin’ny tanan’ny liona.”
31 Fa tsy mitovy amin’ny Vatolampintsika ny vatolampin’ireny,+Ary na ny fahavalontsika aza niaiky an’izany+ koa.
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+
27 Mamonjy sy manafaka+ izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra+ sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela tamin’ny tanan’ny liona.”