Daniela 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa tonga aho mba hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao+ any am-parany,+ satria mbola andro maro any aoriana+ vao ho tanteraka ilay fahitana.”+ Apokalypsy 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa izy tamiko: “Aza asiana tombo-kase ny tenin’ny faminaniana amin’ity horonam-boky ity, fa antomotra ny fotoana voatondro.+
14 Koa tonga aho mba hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao+ any am-parany,+ satria mbola andro maro any aoriana+ vao ho tanteraka ilay fahitana.”+
10 Hoy koa izy tamiko: “Aza asiana tombo-kase ny tenin’ny faminaniana amin’ity horonam-boky ity, fa antomotra ny fotoana voatondro.+