1 Mpanjaka 8:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 dia henoy any an-danitra fonenanao+ ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po ka omeo rariny izy,+ Asan’ny Apostoly 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nibanjina azy i Kornelio sady natahotra, ka nanao hoe: “Ahoana izay, Tompo ô?” Dia hoy izy: “Efa niakatra ho fampahatsiahivana eo anatrehan’Andriamanitra ny vavakao+ sy ny fiantranao ny mahantra.
49 dia henoy any an-danitra fonenanao+ ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po ka omeo rariny izy,+
4 Dia nibanjina azy i Kornelio sady natahotra, ka nanao hoe: “Ahoana izay, Tompo ô?” Dia hoy izy: “Efa niakatra ho fampahatsiahivana eo anatrehan’Andriamanitra ny vavakao+ sy ny fiantranao ny mahantra.