Isaia 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nodorana ny andriamanitr’ireny,+ satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo asa tanan’olona+ ihany, ka naringana.+ Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+
19 Ary nodorana ny andriamanitr’ireny,+ satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo asa tanan’olona+ ihany, ka naringana.+
10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah, “eny, mpanompoko izay nofidiko,+ mba hahafantaranareo+ sy hinoanareo ahy,+ ary hahatakaranareo fa tsy miova Aho.+ Talohako dia tsy nisy Andriamanitra voaforona,+ ary mbola tsy nisy koa taoriako.+