Hosea 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoentina any Asyria izy io ho fanomezana ho an’ny mpanjaka lehibe.+ Ho afa-baraka i Efraima,+ ary ny Israely ho menatra noho ny tetika nataon’izy io.+
6 Hoentina any Asyria izy io ho fanomezana ho an’ny mpanjaka lehibe.+ Ho afa-baraka i Efraima,+ ary ny Israely ho menatra noho ny tetika nataon’izy io.+