Isaia 54:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny zanakao rehetra+ dia hampianarin’i Jehovah,+ ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.+ Jeremia 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary homeko fo mahalala ahy izy ireo+ mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah. Dia ho oloko izy ireo+ ary izaho ho Andriamaniny, satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+
7 Ary homeko fo mahalala ahy izy ireo+ mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah. Dia ho oloko izy ireo+ ary izaho ho Andriamaniny, satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+