Isaia 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’izay mifoha maraina mba hitady toaka,+ sady misotro foana mandra-pahamaizin’ny andro mba ho mamon-divay!+ Habakoka 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Lozan’ilay manome zava-pisotro hahamamo ny namany,+ mba hijereny ny fitanjahany.+ Ampiarahiny amin’ny fahatezerany sy ny fahavinirany izany zava-pisotro izany.
11 Lozan’izay mifoha maraina mba hitady toaka,+ sady misotro foana mandra-pahamaizin’ny andro mba ho mamon-divay!+
15 “‘Lozan’ilay manome zava-pisotro hahamamo ny namany,+ mba hijereny ny fitanjahany.+ Ampiarahiny amin’ny fahatezerany sy ny fahavinirany izany zava-pisotro izany.